FJKM
KOLEJY PROTESTANTA PAUL MINAULT (FFPM) : 125 TAONAPubblicato il 26/01/2026
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-125 taona nisian’ny Institut Supérieur Protestant Paul Minault, tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana lehibe. Araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra, laharam-pahamehana hatrany ao amin’ny sekoly ny fanabeazana ara-panahy sy ny fanofanana ny toetra maha-olona.Fahitsiana, fahamarinana ary fandraisana andraikitra no soatoavina ijoroan’ny sekoly…
IT
FR







